Ho anao izay tsy afaka makany am-piangonana nohon'ny antony maro samihafa dia azonao henoina eto ny toriteny nataon'i Pasitera Fara Samuelle Randriambolaharisoa na ireo Pasitera mitsidika ny tafo na koa ireo mpanompon'Andriamanitra maro samihafa isaky ny alahady faharoa sy fahefatran'ny volana.
Misy koa azonao henoina eo ambany ny horonam-peo samihafa, dinika, mana isan'andro, sns...
Dia mihainoa finaritra ary tompoko.
Toriteny Taona 2020
Alahady 12 Janoary 2020 - P. Randriambolaharisoa Fara
Alahady 26 Janoary 2020 - P. Randriambolaharisoa Fara