Izay rehetra mandà ny Zanaka no tsy manana ny Ray koa; Izay manaiky ny Zanaka no manana ny Ray.
[1 Jaona 2.23]

Sokajy samihafa

  • Fanolorana
  • Vaovao-piangonana
  • Tantaran'ny Fiangonana
  • Sary
  • Sary mihetsika
  • Azo vakiana
  • Azo henoina
  • Vavaka
  • Fihirana
  • Fifandraisana
  • FPMA sy rohy samihafa

Sampana

  • Sekoly alahady
  • Antoko Mpihira
  • STK

Fiangonana manaraka


Alahady 26 Martsa
Amin'ny 03 ora
Tolak'andro

Radio Vatsy


Vaovao samihafa


Isan'ny mpitsidika:

 

 

Fanolorana

Ry havana malala, ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'andriamanitra Raintsika sy Jesoa Kristy Tompo.


Fiadanana no avelako ho anareo, ny fiadanako no omeko anareo; tsy tahaka ny fanomen'izao tontolo izao no fanomeko anareo. Aza malahelo na matahotra ny fonareo.[Jaona 14:27]


Izany tenin'Andriamanitra izany no entina hiarahabana anao izay tonga mitsidika an'ity tranonkalan'ny Fpma tafo Tours ity.

Ny fiangonana eto Tours dia in-droa isam-bolana ka ny alahady faha roa sy ny alahady faha efatra, ary manomboka amin’ny 3 ora tolakandro.

Ny alahady faha roa dia misy Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo.

Raha misy fiovàna manokana ny amin'ny andro fiangonana dia azonao jerena eo amin'ny sokajy "Fiangonana manaraka" izany.

 

Adiresin'ny fiangonana : 156 Rue Lakanal 37000 Tours


Azonao jerena ato ny planina ahazaoanao mandeha any amin'io toerana io.

Dia aza misalasala ary na ho an-tsika rehetra eto an-toerana na koa ho an'izay mandalo, hitsidika sy hamangy ny fiangonana.


Mpitandrina :

html
Ny mpitandrina eto Tours dia Pasitera Fara Samuelle Randriambolaharisoa. Nandimby an'i Pasitera Willy Harizaka Razafimbololona izy tamin'ny septambra 2009 ka hatramin'izao.
Koa ankehitriny, dia mandehana, fa Izaho no homba ny vavanao ka hanoro anao izay holazainao. [Eksodosy 4:12]

 

Filoha:

html
Ny Filohan'ny tafo Tours dia Atoa. Rakotomalala Rasoanaivo.
Efa tamin'ny taona 1984 no nandraisany izany andraikitra lehibe izany ka hatramin'izao.
Ary hotendreko ho mpitandrina ny anjara-raharaha ny amin'ny trano izy, dia ny fanompoana rehetra sy ny zavatra rehetra atao ao. [Ezekiela 44:14]

Ho An'Andriamanitra irery ihany anie ny voninahitra ary fiadanana ho an'ny olona hankasitrahany.


Hira fanolorana:
  • Aza manadino ahy
* Raha te hiaino Radio Vatsy ianao dia ajanony aloha ny hira fanolorana
Copyright © 2011 Fpma Tours