Ny sampana Sekoly Alahady FPMA Tours dia efa nitsangana ary niroborobo tokoa taloha, nisy anefa ny fotoana nijanonany noho ny antony maro samihafa.
Nohon'ny Fitahian'ny Tompo dia niverina indray ny sampana amin'izao fotoana izao ary faniriana tokoa ny hitohizany mandrakariva.
Ny tanjona amin'izany moa dia ny hanabeazana sy hampianarana ny ankizy sy ny tanora mba tena hananany fiainana ara-panahy ao amin'ny Tompo.
"Zaro amin'izay lalana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin'izany.” [Ohabolana 22 6]
L'église de Tours a tout au long de ses 40 années toujours eu un sampana Sekoly Alahady.
Malgré les nombreuses «mobilités» de ses membres, de nombreux enfants se sont succédés ainsi que plusieurs moniteurs et monitrices qui ont fait vivre ce ministère.
Depuis un an, Helini et moi-même reprenons ce ministère avec humilité et affection pour les enfants, dont le développement spirituel passe par la vie de l’église.
"Car le Royaume de Dieu appartient à ceux qui sont comme les enfants"… Marc 10-14
Quel bonheur d’encourager les enfants à rencontrer et célébrer Dieu de manière ludique au moyen de la bible, de la prière et des chants, mais aussi les aider à grandir dans la foi.
La mission parait d’autant plus complexe dans une société en perte de repère pour démontrer aux enfants que la parole du Seigneur est une parole vivante et non un dogme que l’on assène.
Puisse le Seigneur nous guider dans cette tâche et que le Saint Esprit nous aide à trouver les mots justes pour leur présenter la grâce de Dieu afin qu’ils soient des enfants rayonnants de joie.
"Il est comme un arbre planté au bord de l’eau: il donne ses fruits quand la saison est venue et son feuillage ne perd jamais sa fraîcheur." Psaumes 1-3
Ny filohan'ny sampana Sekoly Alahady amin'izao fotoana izao dia Ratoa Raoeliarivony Nathalie miaraka amin'ny Ratoa Rahelinirina.
Misaotra azy ny fiangonana nohon'ny finiavany sy fahazotoany manantanteraka ny andraikiny eo amin'ny sampana.
Raha misy fanontaniana tianao apetraka na soso-kevitra tianao aroso dia azonao atao ny mifandray aminy amin'ny alalan'ny mailaka eto ambany.
E-mail Miharisoa : miharisoa@orange.fr
E-mail Landy : soalandysoa@orange.fr
E-mail Helini : vatomena@yahoo.fr
Fandaharan'ny Sekoly Alahady
- Fankalazana faha 40 taona Sampana Sekoly Alahady tafo Paris.
Faly miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'ny Tompo.
Ny sampana Sekoly Alahady dia handray anjara amin'ny fankalazana ny faha-40 taona ny Sampana Sekoly Alahady tafo Paris izay hiaharana amin'ny Faritra Afovoany Andrefana (FAFAN), izany dia atao ny alahady 22 mey ho avy izao.Ny toerana dia any Monteaux, amin'ny Salle des fêtes de Monteaux : Route de la Michollerie 41150 MONTEAUX.
Ny fandaharam-potoana dia toy izao::
- 11h : Fotoam-pivavahana.
- 12h30 : Sakafom-pirahalahina (Samy mitondra daholo).
- 14h30 : Tafika Masina.
Isika rehetra dia asaina hanatrika izany fankalazana ny faha-40 taona ny Sampana Sekoly Alahady tafo Paris izany ary miangavy mba hampilaza ireo namana sy tapaka.
Dia mirary soa lalandava ho antsika rehetra.
Ho an'Andriamanitra irery ihany anie ny Voninahitra.
Ny Sampana Sekoly Alahady FPMA Tours.