Birao eto amin'ny tafo Tours.
Faly miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'ny Tompo.
Nohon'ny fitahian'ny Tompo dia vita soa aman-tsara tamin'ny alahady 25 Novambra lasa teo ny fifidianana ny birao vaovao izay marihina fa maharitra 2 taona ny fanatontosana azy.
Ireto avy ary no lany tamin'ny fifidianana.
- RAKOTOMALALA RASOANAIVO: Filohan'ny tafo.
- RATSIMANDRESY Edmond: Mpitantsoratra.
- RAKOTOSON Liva: Mpitambola.
- BARRAGAN Anja.
- ANDRIANTSOA Stephan.
Dia ny Tompo anie hanome azy ireo fahasalamana, fahalalana, fanavaozan-tsaina, ary fitiavana mba ahazoany manatanteraka tsara izany adidy sy asa fanompoana lehibe izany.
Azonao atao koa ny miantso mivantana na mandefa mailaka amin'ny tompon'andraikitra raha misy zavatra tianao ho fantatra.
Filohan'ny Tafo:
Rakotomalala Rasoanaivo
E-mail: rakotolala@gmail.com
Téléphone : 06 66 90 83 72
Mpitantsoratra:
Ratsimandresy Edmond
E-mail: l.ratsi@orange.fr
Téléphone : 06 31 06 22 12
Mpitambola:
Rakotoson Liva
E-mail: l.ratsi@orange.fr
Téléphone : 06 31 06 22 12
Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany.
Ny birao FPMA Tours.