Chorale

Akon'ny Anjomara

Ny sampana Antoko Mpihira FPMA Tours dia efa nitsangana ary niroborobo tokoa taloha, nisy anefa ny fotoana nijanonany noho ny antony maro samihafa.
Nohon'ny Fitahian'ny Tompo dia niverina indray ny sampana amin'izao fotoana izao ary faniriana tokoa ny hitohizany mandrakariva.
Ny tanjona amin'izany moa dia ny fiderana an'Andriamanitra sy ny asa fitoriana ny Filazantsara an-kira.

"Mihirà fihiram-baovao, ry tany rehetra. Mihirà ho an’I Jehovah, misaora ny anarany. Lazao isan’andro isan’andro ny famonjeny mahafaly.” [Salamo 96 1-2]

Ny sampana Antoko Mpihira FPMA Tours dia manao famerenan-kira indroa na intelo isam-bolana any am-piangonana na koa any antokatranon'ny tsirairay avy.
Miezaka koa ny sampana hifandray sy hifanatona ary hiarahiasa amin’ireo Sampana hafa avy any ivelany.

Ny filohan'ny sampana Antoko Mpihira amin'izao fotoana izao dia Antoko mpihira Fpma ToursRtoa RANDRIANARY Holiniaina.
Ireto avy kosa ny mpikambana ny birao.
     - RAKOTOMALALA Charles - Secrétaire.
     - ANDRIANTSOA Elodie - Trésoriere.
     - RAMBELOSON Josoa, RAKOTOMALALA Kanto, ANDRIAMANANTENA Lucia - Chefs de choeur.
Misaotra azy ny fiangonana nohon'ny finiavany sy fahazotoany manantanteraka ny andraikiny eo amin'ny sampana.
Raha misy fanontaniana tianao apetraka na soso-kevitra tianao aroso dia azonao atao ny mifandray aminy amin'ny alalan'ny mailaka eto ambany.

E-mail Josoa : amf.tours@gmail.com



 .....................................................................................................................................................................................................................................................................................................................................................

Fandaharan'ny Antoko Mpihira

Concert de Noel


La chorale de la FPMA Tours, Akon’ny Anjomara et la section musiqe vous invitent aux concerts de Noel
« Chantez l'Eternel, car il a fait des choses magnifiques: qu'on les fasse connaître sur toute la terre!  » Esaie 12;5.

                 📆 Poitiers: Samedi 13 Décembre 2025
                 🕥 19h30
                 📍 5 Rue des Ecossais 86000 Poitiers

                 📆 Tours: Dimanche 14 Décembre 2025
                 🕥 16h
                 📍 4 Chemin des Dames 37270 Athée-sur-Cher

                 📆 Nantes: Dimanche 20 Décembre 2025
                 🕥 19h30
                 📍 15bis Place Edouard Normand 44000 Nantes

Cette année encore nous sommes reconnaissants de pouvoir accueillir cette tournée 🙏🏽
Nous vous invitons à venir nombreux pour célébrer la venue de notre Sauveur, Jesus Christ

Soyez tous bénis par notre Dieu Tout Puissant.

A Dieu seul la gloire.

35, rue Ledouble

37000, Tours