Ity takilaka ity dia misy boky samihafa amin'ny teny malagasy na amin'ny teny frantsay azonao vakiana. Marihana manokana fa tokony hisy "flash player" installé aloha vao afaka mamaky ny ankabeazan'ny boky eto ianao. Ny sasany kosa dia ".pdf" ka azonao vakiana amin'ny Acrobat Reader izany.
Ny Baiboly amin'ny teny malagasy.
La Bible en français traduit par John Nelson Darby.
Boky volamenan'ny fiangonana eto Tours.
Tantaran'ny Fifohazana eto Madagasikara. Nosoratan'i Atoa Rabehatonina James (Sombiny)
Visions du ciel et de l'enfer par John Bunyan.
Contexte historique et fondement théologique du ministère du réveil. par Seth Rasolondraibe. Pasteur de l'Eglise Protestante Malgache, Paroisse de Paris.
Fampianaram-pinoana samihafa
- Ho an’ny Filoha sy Mpiandraikitra ara-bola rehetra.
- Momba ny fanaovana Adidy.
- Ahoana no hitomboana.
- Fahamatorana Kristiana.