Ho ampitomboina ao aminareo anie ny fahasoavana avy amin'Andriamanitra Ray.
Ho tohin'ny fanentanana efa natao teo anivon'ny FPMA, mikasika ny Fivahiniana any amin'ny Tany Masina (Israely) sy ny fanambarana momba izany tany amin'ny Synoda ary nandritra ireo hetsika samihafa.
Dia faly ny Komity Jerosalema manolotra anareo etoana ny takelaka (affiches) misy ny fanazavana feno mikasika ny Fivahiniana any amin'ny Tany Masina amin'ny 26 Octobra - 02 Novambra 2019 sy amin'ny 06 novambra - 13 novambra 2019.